|
|
|
|

Teny iditra1  mananty loza
Singan-teny  2  mananty, loza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mitsena loza, mitono tena amin' ny loza, manatom-paty
5  Manao vy very, manao anjolofo, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [1.1]
Tovy hevitra  6  manaton-doza
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mananty loza io

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16